mercredi 17 août 2016

57 TAONA !


Hatramizay niainako izay, 
nampikorosoan'ny mpitondra hatrany ny fireneko. 


Koa hanao izay tratry ny aiko aho anarenana izay tsirambin'ny tànako, 
mandrapahataperan'ny fihazakazahako.


Jour J - ...