23 janvier 2012.
Bonheur, prospérité et longévité pour les bonnes volontés.
豐度 fēng dù - abondance naturelle, pour chaque foyer.
STEP 3: rebranding pour FAnambinana MAdagasikara – FAMà.
Voici le logotype ouvragé patiemment durant ces deux dernières années (1). C’est le cœur de notre bannière, désormais.
Solidaires, nous triompherons aux présidentielles.
Ensemble, nous offrirons à MADAGASIKARA la prospérité.
Tompokolahy sy tompokovavy,
Matezà rohitina ny aina !
Mandïna ronono ny isan-dovia !
Mirija tomady ny isam-batanolona,
Iririavan-tantely ny isan-tokonana.
Ambinina avokoa ny ambanilanitra,
Miadam-pinaritra ny tany aman-danitra.
SALANITRA ê …!
RABEARISON Roland Dieu Donné Vahömbey
Ho Filoha manambina ny Firenena
. (1) Toute notre reconnaissance à notre directeur de création.
2 commentaires:
Manaja.
Aiza no ahitana ny fandaharan'asa isan-tsokajiny sy isam-bondrona ketrehan'ny Famà? Ny foto-kevitra rehetra mantsy azo lazaina fa manintona saingy ny eo amin'ny zavatra marim-pototra hotanterahina sy iaingana ary tohizana no tena mari-tsafidy.
Misaotra mialoha
Doda Ram
Manaja.
Ny Projet de société FAMà amin'ny teny frantsay, navoaka tamin'ny Aogositra 2010 dia sady voarakitra ato amin'ny blaogy no ao amin'i Calaméo.
Sady nohatsaraina no nofintinina amin'ny teny malagasy izy io: Drafi-pitantanampirenena. Ato amin'ny blaogy ihany koa.
Mety mahamora ny fifampitan-kafatra ny mailaka dia alefako aminao fichiers attachés izy ireo. Azonao omena ahy ve ny adiresy mailakao ikarakarantsika an'izay ? Avantano amin'ito ahy ito, azafady: vahombey@gmail.com
Mankasitraka,
Vah.
Enregistrer un commentaire