Manaja, tompoko.
Aroso amintsika mianakavy maniry lalandava ho
vanon-ko OLONA izao hafatra manaraka izao.
Coaching, fanabeazam-boa
ny mahaolona no raharahako andavanandro efa ampolotaona maro izao.
Mifanindran-dàlana amin’izany ny serasera sy ny fanakantoana. Koa amin’ny maha-
- Mpanjohy ny mahaolona, philosophe
- Mpandinika ny mahaolona
anivon’ny fiarahamonina, anthropologue
- Mpandrafitra ny
mahaolona anivon’ny Firenena, politicien
Ary na inona na
taiza fikarohana isasarako tsy ankiato hatramizao, dia tsy mbola tojo vaki-bantsilana ny afempenina mandilatra izay voarakitra ao amin’ilay boky hoe “La
vie des Maîtres” nosoratan’i Baird T. Spalding mihitsy aho !
Koa
ampahatsorana ombàm-pitiavana no izarako amintsika mianakavy ny rohy ahazoana
misintona azy io ankalalahana.
Voankazo an’ala,
…
Mahasoàva koa mahahoàra ny rahona, tompokolahy sy tompokovavy.
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire