Ho an'ilay iKAKY RôKARôKA, efa
masoandro mihilana, finaritra velom-pandimby mahavaky sehatra iraisampirenena
dia ito lahatsoratra vahiny ito no mahadika indrindra hatreto hoe iza THE DIZZY
BRAINS.
Ny finoan'ilay iKaky hatramizay ka
hatramizao:
" 1. Ny mozika rock no RANGITRA ilaintsika Malagasy hampitreha antsika anivon'ny
fanontoloana.
2. Ny filôzôfia rock no RANITRA ilaintsika hanoritra jery vaovao ho an'ny
ampitson'izao tontolo izao."
Mandrangitra
masiaka io ry THE DIZZY BRAINS !
Mandranitra tsy ankiato iKAKY RôKARôKA n'aiza n'aiza sehatra ikatrohana,
n'inon'inona lahakevitra ifampitadiavana.
Asakasak'izay gasy hiala andaharana.
Ny rockers malagasy miroso
ambatravàtra, hatrany amparafofon'ainy.
Ho lava velomana anie ny Rock hatreto Madagasikara !
Live intégral:
http://concert.arte.tv/fr/dizzy-brains-aux-trans-musicales
Veille Presse (extraits):
![]() |
THE DIZZY BRAINS & Vahömbey. |
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire