mardi 3 mai 2011

approche HIMO.wmv

2 commentaires:

VahÖmbey a dit…

HIMO structurée.

Zahao moa, azafady, io horonantsary io ê.

Ny HIMO structurée dia
- miahy ny mahaolona amin'ny tolotr'asa mendrika isan-tsokajim-pahakingàna.
- mampihatra ny haitao - ara-teknika, ara-pitantanana - fikaliana ny lahasa.

TSY HIMO structurée velively
- ny Vivres contre Travail (VCT)
- ny asa tàna-maro gaboraraka, vonjy tavan'andro.

VahÖmbey a dit…

holiramiarintsoa.blogspot.com