lundi 2 mai 2011

FAMAHA ( MI – E )



Intro :

Manambinà…
Manambinà ê…
Manambinà…
Manambina ê…

Refrain:

Manambina ê
Madagasikara !
Manambina
Madagasikara !
     
    Vola sy harena,
    Firenena.

Manambina ê
Madagasikara !
Manambina
Madagasikara !
    
    Manankarena
    Fahendrena.

Jijy:

FAnambinana antsika jiaby,
FAnambinana antsika jiaby.
Rangahy, ramatoa, ajà amam-baivavy.
Tanisaiko eto zanak’i Gasikara
Atimo, anignàna, andrefà, avaratse.
Madagasikara iabiaby,
Nosy Gasikara
Antsika jiaby !

Koka:

Marina ê !
Marina izany ê !...

Refrain:

(…)

Texte:      VAHÖMBEY
Musique :  MILANTO

               Atelier d'art BEzoro
               Antsirabe 30 avril 2011 à 20.30

3 commentaires:

Tokiarizo Tsihosena a dit…

Salanitra é!

aiza no mety ahazoana ny feony, fa ny tonony aloha izany ity eto ty!!! :-)

VahÖmbey a dit…

Edreiiy... Ao amin'ny Le Pub ny Vendredi 13 Mai ê.

Tokiarizo Tsihosena a dit…

hafonja tokoa any ny delegasiôn'ah!!!