Ny HIMO structurée dia - miahy ny mahaolona amin'ny tolotr'asa mendrika isan-tsokajim-pahakingàna. - mampihatra ny haitao - ara-teknika, ara-pitantanana - fikaliana ny lahasa.
TSY HIMO structurée velively - ny Vivres contre Travail (VCT) - ny asa tàna-maro gaboraraka, vonjy tavan'andro.
2 commentaires:
HIMO structurée.
Zahao moa, azafady, io horonantsary io ê.
Ny HIMO structurée dia
- miahy ny mahaolona amin'ny tolotr'asa mendrika isan-tsokajim-pahakingàna.
- mampihatra ny haitao - ara-teknika, ara-pitantanana - fikaliana ny lahasa.
TSY HIMO structurée velively
- ny Vivres contre Travail (VCT)
- ny asa tàna-maro gaboraraka, vonjy tavan'andro.
holiramiarintsoa.blogspot.com
Enregistrer un commentaire