jeudi 5 mai 2011

MIJOROA HO FAMà !!!


Vary mora sa varinkisoa (histoire vraie)

par Holi Ramiarintsoa, vendredi 4 mars 2011, 08:56 *

Hita maso omaly....

Fianakaviana maromaro, monina etsy atsimon'Antananarivo no efa tsy mahalala ny atao hoe vary intsony,
isamaraina ry zareo dia miakatra any andrenivohitra mitondra daba sy mitetitety trano  manangona ny varinkisoa,

tena varinkisoa tokoa no alainy an!

fa rehefa tonga any antananany dia tanehana, rehefa antoandro amin'izay noana ny ankizy dia manontany an'i neny hoe masaka ve ilay varinkisoa?

rehefa masaka dia maka sira  dia iny no  ilaofana azy fa ny kisoa mihinana amin'izao, dia miara-mihinana eo,
Manohina fo no mampisalebolebo.....

Rehefa nanontaniana izy hoe fa maninona dia tsotra no navaliny :

"izao izahay tsy misy manelingelina satria tsy mangataka amin'iza na iza, izao no fiainanay vokatry ny krizy, tsy takatray akory na ny vary mora aza....."

:-(((


* Zahao articles Facebook: Holi Ramiarintsoa

Aucun commentaire: