mercredi 1 février 2012

FEBROARY 2009 - FEBROARY 2012 !!!

  Katanà SAINA FOTSY



Hira fanaoko fahiny mbola mpianatra isaky ny nitety irery "restaurant" tany Toliara, niaraka tamin'ny satroka kely fitatàzan-drakitra, ito "Blowin' in the wind" ito. Tadidio hatrany, azafady, ny "refrain"-ny sao ho ilaintsika ato ho ato. 

Tapa-kevitra ny hihira azy ity - TSY ANKANDRAY DRALA (1) - imason'ny Olompirenena aho anombohako hialàko nenina hanairana ny fo sy fanahin'ireo tokony hiarina amin'izay. 

Telo taona izao ny fikatsoan'ny andavanandrom-pirenentsika ! 
Mbola hiharitra mangina hatrany ve isika ?

Katanà japoney anie, rey havako, no milanja ny SAINA FOTSY-ntsika ê.


BLOWIN’ IN THE WIND

How many roads must a man walk down
Before you call him a man?
Yes, 'n' how many seas must a white dove sail
Before she sleeps in the sand?
Yes, 'n' how many times must the cannon balls fly
Before they're forever banned?
The answer, my friend, is blowin' in the wind,
The answer is blowin' in the wind.

How many times must a man look up
Before he can see the sky?
Yes, 'n' how many ears must one man have
Before he can hear people cry?
Yes, 'n' how many deaths will it take till he knows
That too many people have died?
The answer, my friend, is blowin' in the wind,
The answer is blowin' in the wind.

How many years can a mountain exist
Before it's washed to the sea?
Yes, 'n' how many years can some people exist
Before they're allowed to be free?
Yes, 'n' how many times can a man turn his head,
Pretending he just doesn't see?
The answer, my friend, is blowin' in the wind,
The answer is blowin' in the wind.

Bob DYLAN

 
(1)    Efa natsahatro tanteraka ny alin’ny VENDREDI 13 MAI 2011 tao amin’ny Le Pub Ambatonakanga ny fihaniako sehatra tamin’ny naha-mpanakanto mpivelon-tena ahy. Matoa aho hitanareo mihira imason’olona indraindray dia ilay MPIANTSA VELON-KIRA no miantso sofina hanongilana. 
Na ilay MPANAZARY no mizara finoana, fanantenana, fitiavana, fanambinana.

Aucun commentaire: