samedi 15 septembre 2012

"MANGOAMBODILANITRA ATSINANANA" (6)




Migadona ny « Mangoambodilanitra atsinanana » !  (6).

Arahabaina ê ! Arahabaina mbola velon-driaria.

Ny aina, rey Olona, no matezà !

Tsy hivalon-taona isika dia « Hazava atsinanana ».

Vao hahadingan-taona isika dia ho "Vaky masoandro". 

Izay no ela !? 

Hifoha olona eto Madagasikara.


Koa mitsofa rano ê ! Aza manozona !!

Katanà SAINA FOTSY


Fanazavana fanampiny, azafady, zahao "Bitsika ho an'ny manam-panahy", 02 jolay 2012.

Aucun commentaire: