samedi 15 septembre 2012

"MANGOAMBODILANITRA ATSINANANA" (4)




Migadona ny « Mangoambodilanitra atsinanana » !  (4)

Ramasabomanga no 'ndao ho tahafina !


'Ndao hanao ombay làlana an-dalàmbe.

'Ndao hanao azafady mamakivaky tsena.

'Ndao isika hifehy hazo tokana !

Izay malina ? Tantànan’ny anjely.

Izay malemy fanahy, vimbinin’Andriamanitra.

Koa mitsofa rano ê ! Aza manozona !!

Katanà SAINA FOTSY



Fanazavana fanampiny, azafady, zahao "Bitsika ho an'ny manam-panahy", 02 jolay 2012.

Aucun commentaire: