samedi 15 septembre 2012

"MANGOAMBODILANITRA ATSINANANA" (5)




Migadona ny « Mangoambodilanitra atsinanana » !  (5)

Idiviro ny rebikondrin’ny ondrafana.


Mahasahia mandeha tokana

Ho sahalain’Andriamanitra.

Mihainoa ilay Mpanànatra,

Ilay mpibitsika am-pon’ny mahalala.

Koa mitsofa rano ê ! Aza manozona !!

Katanà SAINA FOTSY


Fanazavana fanampiny, azafady, zahao "Bitsika ho an'ny manam-panahy", 02 jolay 2012.

Aucun commentaire: