samedi 15 septembre 2012

"MANGOAMBODILANITRA ATSINANANA" (7)





Migadona ny « Mangoambodilanitra atsinanana » !  (7)

Mijoroa avokoa, ry andry fiankinan’ny mpianakavy !

Mahereza avokoa, ry mahery fon’ny Firenena !

Araraoty izao jalijaly izao

Hanaovan-tsoa,

Hitsimbinàn-kavana.

Ny soa atao, levenam-bola.

Ny adidy vita, tsikàlakàlam-pihavanana.

Koa mitsofa rano ê ! Aza manozona !!

Katanà SAINA FOTSY


Fanazavana fanampiny, azafady, zahao "Bitsika ho an'ny manam-panahy", 02 jolay 2012.

Aucun commentaire: