samedi 15 septembre 2012

"MANGOAMBODILANITRA ATSINANANA" (3)




Migadona ny « Mangoambodilanitra atsinanana » !  (3)

Maha-tandrèma tena ! Fadio ny fihetsika mandratra.


Fehezo ny vava tsy ambina. Foany ny eritreritra vilana.

Tandrovy ny hitsiny ary hajao ny marina.

Ny olo-mendrika mahay ny sahaza.  

Ny olom-banona mahalala ny antonony.

Koa mitsofa rano ê ! Aza manozona !!

Katanà SAINA FOTSY

Fanazavana fanampiny, azafady, zahao "Bitsika ho an'ny manam-panahy", 02 jolay 2012.

Aucun commentaire: